Ok

En poursuivant votre navigation sur ce site, vous acceptez l'utilisation de cookies. Ces derniers assurent le bon fonctionnement de nos services. En savoir plus.

02/03/2009

Tolona

J"ai le plaisir de vous proposer le "tolona", un combat corps à corps de deux adversaires qui s"efforcent de se terrasser. Un dessin qui pourrait être un motif décoratif pour un objet en porcelaine.

Tolona 2.JPG

Commentaires

"Ringa" no fiantson'ny any Atsimo ny tolona...Fialambolin'ny mpanarato vezo any Beheloka, Itampolo, sns iny ny ringa. Noho ny fasika eny amoron-driaka dia mahafinaritra ny manao ringa satria tsy mandratra. Misy anefa ilay ohabolana Ntaolo manao hoe "tolona am-batolampy ka izay tsy mitandrina dia vaky loha"; noho izany dia nifampitolona teny ambony vato koa ny olona taloha!

Écrit par : Ranjoky | 01/05/2009

Les commentaires sont fermés.